BIBILAVA


	Bibilava sinambotr'ankizy ny foko
	Tsy tanana andrangotra 
	Tsy tongotra hitsipaka
	Nefa dia manantena ho afa-toloko
	Raha toa ka omenareo 
	Fitia tsisy fitaka


	Asakasakareo raha sahy hietraketraka
	F'efa babonareo vao hoe aoka hipetraka
	Asakasakareo raha toe ka hamotika 
	Hamela hilofika
	Ity fanantenako. 



	Tonony sy Feony : Bessa
	Mpihira : Lola


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)