BONJOUR MADAME LA GUITARE

Bonjour ! bonjour ! bonjour !
Bonjour Madame la Guitare !
Bonjour ! bonjour ! bonjour ! bonjour !
Ilay tiako tsy mizarazara
Bonjour ! bonjour !
Ka manahoana ?
Bonjour ! bonjour ! bonjour !
Zary isika fa tafahoana
Bonjour Ra-Harmonie
Notolorako ny tena fitia !
Tsy azo nenti-nanaraka mantsy
Izany no tsy hanaovan-dratsy
Bonjour Ra-Mandoline !
Dites Ra-Joséphine
Fantantrao fa ny andro izao ririninao 
Ilaina ianao mba ho solon' ny kininina !
Ka manao ahoana izato ianareo
Inona ny vaovao
'Zao zary misento mitoreo
Raha vao lavitra kely ianareo

    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)