E DIAVOLANA


E diavolana
Diavolana re ny andro
Fa ny vadin-dramiaramila
Arahim-basy lava o !

E diavolana
Diavolana re ny andro
Fa ny vadin-dRasorodany
Miloloha vary lava

E diavolana ny andro
E diavolana ny andro
Ny vadin-dRakapiteny
Mifehy vary lava

Asafilo tsy miandry baiko
Jery havanana, mba hitsio
Ambony, ambany
Havia, havanana

Mako trema
Ahitsano zareo
Dia farano amin'ny zôvy mahalana
Zôvy, zôvy
Zôvy rahavana


Justin Rajoro
("Radama II", nalaina tamin' ny Anganon'ny Ntaolo)


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)