ETO ANATREHAN' ANDRIAMANITRA
Eto anatrehan' Andriamanitra
Sy ny lanitra
Manaiky anao !
Manaiky anao ho vadiko aho,
Manaiky anao !
Ireo koa ny ambanin' ny lanitra,
Mahita izao fotoana izao !
Manaiky anao ho vadiko aho !
Manaiky anao !
Fa n'inoninona mety hanjo
Na ho faly aho na hijaly hoa,
Tiako ianao !... Tiako ianao !
Manaika anao !
Ka hatramin' izao fotoana izao
Na ho mandrakizay, raha toa tianao,
Tiako ianao !...
               ( 
geocities.com/thetropics/shores)                   ( 
geocities.com/thetropics)