FITIA  MANALASALA


Fitia manalasala ve no atolotra ho ahy
Koa aza manantena nefa aza dia mamoy
Nahoana no vonoinao ny fitiavako
Ny fitia anie toy ny ketsa ka mora afindra

Avela aloha hisaraka, avela hifandao
Dieny mbola tsy tanteraka ny voady izay natao
Tsy misy noterena anie na novozonana
Fa ny kibo saokin'ny nahiny no aoka handidy


Naka RABEMANANTSOA


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)