FITIA VAO MITSIRY
E ry fitia vao mitsiry
Ka nosomparana sahady
Irina ho laingosana mba haniry
Ny an'olona fa tsy mitady
Nefa raha mbola mikiry
Ny rariny sy ny hitsiny
Fitia tsy nagalarina ny anay
Ka sanatria izay mba ho fay
O ry vintana ô
Tsy hanampy ve fa dia hanary
O 'zahay tapi-dàlan-kaleha
Naka RABEMANANTSOA
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)