HATAKA


Omeo saina maha-fehy tena aho
Hisedra fakam-panahy izao .
Omeo fom-panetre-tena aho
Hanaiky 'zay zara tendrinao
Hamafiso ny finoako anao
Hahaizako manao


Toy ny efa nataonao 
Ka tsy izay sitrapoko
Fa ny sitrakao
Tompo ô no aoka anie hatao :



Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : Tiana


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)