HIARAKA ISIKA


Hiaraka isika ry fanantenana
Hiara-mandia ny fomban'ny tany
Na mora na sarotra hifampitantana
Hiara-mitsiky, iombon-tomany

Ry fanantenana, ry fanantenana
Rain-kianteheran'izay ory fo
Vimbino ny foko ka ombay sy tantano
Andrao ho kivy raha misy manjo


Thérack

    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)