HIHIRA AHO


Satria Andriamanitra Ianao
Dia hihira aho
Manatrika eto Ianao
Dia hihira aho
Satria mihaino ahy Ianao
Dia hihira aho
Hihira aho (4) ho Anao

Satria Mpamonjiko Ianao
Dia hihira aho
Mpanjaka Tsitoha Ianao
Dia hihira aho
Mpiady Mahery Ianao
Dia hihira aho
Hihira aho (4) ho fiderako Anao

Haleloia, haleloia, haleloia (4)

Satria tiako Ianao
Dia hihira aho
Tia ahy Ianao
Dia hihira aho
Satria zanakao aho
Dia hihira aho
Hihira aho (4) ho Anao

Satria Tompoko Ianao
Dia hihira aho
Zava-drehetra amiko Ianao
Dia hihira aho
Ary Andriamanitro Ianao
Hihira aho (3) ho fiderako Anao

Haleloia, haleloia, haleloia (4)


Tonony sy Feony : Adeline


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)