HIRA HO AN' I DADA
Isaky ny tonga ny maraina,
lasan'eritreritra aho
Manontany tena aho
Firy tamin'ireo vinavinanao
no nataoko
Toro-lālana be dia be no efa
reko taminao
Niezaka aho hanantotosa
Fa kely dia kely no vitako
Marina ny anao tsy filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana
Mierika aho topimaso vetivety ny ahy
Isaky ny tonga ny maraina,
lasan'eritreritra aho
Manontany tena aho
Firy tamin'ireo vinavinanao no nataoko
Misy e.. misimisy ihany
Marina ny anao tsy filamatra ny fiainako
Taona maro aty aoriana
Mierika aho topimaso vetivety ny ahy
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)