ITSENTSENO  TADINY


Itsentseno tadiny
Izay fanenjehana anao
Fa ny mpanome tsiny
Tsy ho voasakanao
Aza atao mahataitra
Ireo mpanaratsy masiaka
Fa fitia tsara zaitra
No ampingan-tsika !


1 . 
Raha atao hoe Ditra !
Ny ataonao
Moa ve fitsiriritra toa izao
Fa maro mpaniry isika roa
Nefa ange ny faniriany no tsy to


2
Ny fitiavan-tsika
Lamban' akoho
Tsy hivaha,  tsy hangatsiaka
Tsy ho lo
Na inon-kidona
O ! Mijoroa
Fa ny fo tsy mba mirona
Tsy ho lo  !



Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : Landy


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)