LALAN-TOKANA SY TERY
Lalan-tokana sy tery
Ny fitiavana mahery
Mody miafina ny miery
Nefa kosa tsy ho very
Tsy vozonana terena
Tena sarotra fefena
Fa ny teny izay nekena
Mampijoro tsy hivena
Adalana anenenana
Fitiavana raràna
Ny fitiavana raràna
Masiaka tsy ho tana
Naka RABEMANANTSOA
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)