LEHILAHY MODY
Lehilahy mody izao no famindra
Tahaka irony fody tsara sy mirindra
Tsy misodisody na mihindrahindra
Lehilahy mody izao no famindra
'Lay akany tiana no mameno saina
Tany niaviana no mba antenaina
Na voatady mody na mijaly indrindra
Lehilahy mody izao no famindra
Naka RABEMANANTSOA
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)