MANDONDONA
Mandondona ao ianao
Manantena koa.
Fa hovoaiko ny varavarako,
Miantsoantso ahy mafy ianao
Nefa moa... efa be ireo vitanao,
Tsy voatanisako
Maro be, tena be dia be,
Ka avela aho mba hanao
izay tiako hatao
Teo ianao nampijaly ahy,
tzao ianao vao mitady ahy
Ka fantatrao ny varavarako
Taloha aho nihomehezanao,
Ankehitn'ny aho, tadiavinao
To~oranao fitiavana efa lô
Mandondona ao ianao,
Mihivingivin-doha,
Nifonanao ny ratsy teo aloha,
Miantsoantso ahy mafy ianao
Nefa moa... efa be ireo vitanao,
Tsy voatanisako,
Maro he, tena be dia be,
Ka avela aho mba hanao
izay tiako hatao
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)