MINO AHO
Mino aho fa onena ny mijaly
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho ka nahita anao
Ny fahadalako, tsy isainy ho fahotako
Mino aho (ter)
Mino aho f'Andriamamitra Tsitoha
Nanao izay nahitako anao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho ahy ny fitiavanao .
Mino aho fa Andriamanitra mahery
Mpamoron' izao tontoto izao
Hitantana anao ho ahy irery
Sy hivimbina ahy ho anao
Ka izay sitrapony ekeko fa ambony
Mino aho, Mino aho !
Tonony sy feony : Bessa
Mpihira : Rija Ramanantoanina
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)