NENY
Sarobidy
Ka tadidy
Ny fitia nomeno hatramin' izao
Neny : Ry fitia feno
Loharano tsy mba ritra fa ao am-po
Hainao ny mampitony ahy
Rehefa niala maina
Ny olon-kafa taloha
Niankin-drindrina irery ianao
Rano tsy tianao no nosotroinao
Sarobidy...
Neny : Tia anao aho
Tia anao ka te handoatra ny ao am-po
Henoy ity hirako ity
Na dia tsy mahalaza
ny fitiavako anao
Tonony sy Mpihira : Landy
Feony : Bessa
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)