NY MPIFANKATIA

Sambatra ery ny mpifankatia
Alokalofan' ny fo mpifangia
Izay mba hivadika atao sanatria
Ho mandrakizay ary koa ho doria
Na ino-kidona na ino-kihantra
Ny mpifankatia

    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)