NY EO AKAIKINAO SOMBINAINA


Ndrematoa ô izany foko lasanao
Tsy miova tsymivadika anie aho sombinaiko
Fa fitia varomaty matokia
Ny hiova sanatria

Ny eo akaikinao sombinaiko no mba tiako
Fiangolana, fitosiana
Eo ihany no ifalifaliako
Afak'eo izany sento tomaniko
Ny eo anilanao re ry aiko tsy adinoko
Ho tadidy mandra-maty
Fa vita sary ato an-tsaiko
Ny eo akaikinao izany havako izany


Thérack


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)