NY  FAHORIAM-PITIA


Ny fahoriam-pitia
Asidra fitsapana
Toa rano iray maria
Voatokana hitana

Izy eny am-pita
No hifankahita
Fa izay tsy izy marina
Eo dia mivarina


Naka RABEMANANTSOA


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)