NY MBA HO SAKAMBININAO
Hafa foana
Miova foana
Ny olon-tianao hatrizao
Fa saingy indrisy
Fa toa tsy misy izay anjara fitia mba ho ahy
Fomba ahoana fa tsy haiko
No ahazoan' ireny anao .
Ampianaro aho fa ilaiko
Ny mba ho sakambininao
Hafa foana...
Miova foana
Ny olon-tianao hatrizao
Fa saingy indrisy
Fa toa tsy misy izay anjara fitia mba ho ahy
Fomba ahoana
No anehoana
F'izaho anie tia anao
Moa ve tomany
Sa vola ihany
No irinaoitiavako anao
Fomba ahoana
Fa ilaiko ny mba ho sakambininao
Tonony : Bessa
Feony : Davidson Andriamboavonjy
Mpihira : Chorale Ambihitantely
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)