O ! RATOVO O !


O ! Ratovo ô !
	O ! Ralala ô !
Ry Malala ô !
	Sombinaiko
Avelao
	Efa didy izao
Mamelà ny hadisoako sombinaiko
Fa mandatsa ho'aho
Avelao
	O ! Avela
Ny hadisoako
	Ny hadisoana
Aminao re
	Afa-keloka
Mamelà ny hadisoako sombinaiko
Fa mandatsa ho'aho
Ny voady anie fanao varo-maty

Ry tiako ô !
R'ilay sarotra afoy
Ny fitia izay voaporofo
Dia volamena tsy mba miofo
Na atsipy anaty afo
Feno sy mitafotafo
Ry tiako, sombinaiko, tiako


Naka RABEMANANTSOA

    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)