SANTARANA NY HAFALIANA
Santarana ny hafaliana
Hitohy hatrany any aoriana
Ka enga anie ny zazavavy
Tsy hisara-mianakavy
Tiavo ny ray aman-dreny
Hanoa ny teny nomeny
Ho voahangy madio sy modely
Tsy hafa fa sarin'anjely
Akaro ny vera zareo
Fa faly tsidihanareo
Samy ravo ny fo sy ny saina
Sotroy fa aza hambaina
Akaro ny vera zareo
Tsy miova fa hifankatia
Ny tany fonenana mandalo
Tsy tokony hasiam-pahavalo
Justin RAJORO
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)