SARANGA

Saranga mitovy ho an'iza moa
Jereo raha niova ny teo aloha
Ny ambony ambony miakatra ihany
Ny ambany ambany amin'ny tany

Nodradradradraina hoe mitovy zo
Na mainty na mavo na fotsy koa
Saingy izao no mampalahelo
Ny zo tsy mitovy no mamelovelo
Aiza e!

    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)