SOMBIM-PANAMPIANA


 l)
Fa toy ny voninkazo
maniry an-tay hay
Mosaren-dranon'ando
mbola tsy soa dia nalazo

Tahaka izany koa
Ny fo tsy manana fitia
Fa velombelom-poana
Tsy misy aina tokoa 

2)
Raha toa ianao mijaly
Tsy ahitam-pifaliana
ny fiainam-pahoariana
Inty aho mba hamalifaly 
Henoy izao hira izao
Fampaherezako anao 
Aidiro am-po atao
sombim-panampiana anao

Réfrain : 	Mba andefero
'Ty hambo-po ratsinao
Hanjary fo misariaka
Ilay fitiavantenanao
Ario izay kakay masiaka
Hitiavana asolo ireo



Tonony : Aina
Feony  : Noely Rakotoarivony
Mpihira : Bessa


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)