TODIM-PITIA
Niantsoako tody mihitsy ianao
Tamin' iny mba ho voa
Voa toa izay
Raha te-hitomany ianao, mitormania
Midradradradra dia mifokofokoa .
Fa trą-pahoriana ianao, ka mihafia
Mba mahazaką toy ny nataoko koa
Tahak'izao no nanjo ahy fahiny
Nigogogogo raha nilaozanao
Niantsoako tody ihitsy ianao
Tamin' ny mba ho voa. Voa toy izao
Raha todim-aty dia aza manody
Todim-pitia no manjo ka zakao
Fitia efa maty va re no asiam-panafody
Fa mamoy no sisa atao
Raha-te-hitomany ianao...
Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : Lalatiana
               (
geocities.com/thetropics/shores)                   (
geocities.com/thetropics)