ZANA-BORONA  NANDOSITRA


Zana-borona nandositra akany
Ka mangitakitaka ihany
Nandaha nihoatra ny ala
Dia tazan'ny olo-malala

Saina tanora ka mora revo
Revo misebosebo
Ny nenina anie tsy aloha
Tsy mba hendry raha tsy efa voa


Thérack
("Rabodovololona" Wast Ravelomoria)


    Source: geocities.com/thetropics/shores/2640

               ( geocities.com/thetropics/shores)                   ( geocities.com/thetropics)