Madagasikara
O
! ry Madagasikara tany nahalehibe,
Faly izahay hihira ho anao izao Fa ny fahatsaranao dia leo laza re ! Tsy aty ihany fa hatrao andafy ao. Zany
tendrombohitra mirijarija soa
|
Ref : O! hobio rankizy, o
hobio!
Zaranao izy io ka ifalio He tsy tany tsara ihany no anananao Indro fahendrena koa atolotra anao |
Alabe
mikitroka aman-drenirano koa
Samy vonon-kanome izay mahafa-po Ao, tsy hita lany ny karazan-java-tsoa Hazo, hazandrano 'zay manala ny manjo Zava-mahasoa
tsy hita lany aminao
O! ry
Madagasikara tanindrazanay
|